Genesis 34:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nidinika tamin’ireo i Hamora hoe: I Sekema zanako lahy dia raiki-pitia amin’ny zanakareo vavy; koa miangavy anareo aho, mba omeo azy ho vadiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’i Hemora tamin’izy ireo: «Raiki-pitia amin’ny zanaka vavinareo ny fon’i Sikema zanako; koa masìna ianareo, omeo azy ho vadiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hamôra anefa dia nilaza tamin’izy ireo hoe: –Raiki-pitia amin-drazazavavy i Sekema zanako lahy. Koa mba omeo ho vadiny re izy!
Malagasy Bible 1865
Ary Hamora nidinika taminy ka nanao hoe: Ny fon'i Sekema zanakolahy efa raiki-pitia amin'ny zanakareo-vavy; koa masìna ianareo, mba omeo azy ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nidinika tamin’ireo i Hamora hoe: I Sekema zanako lahy dia raiki-pitia amin’ny zanakareo vavy; koa miangavy anareo aho, mba omeo azy ho vadiny izy.
malagasy
Ary Hamora nidinika taminy ka nanao hoe: Ny fon'i Sekema zanakolahy efa raiki-pitia amin'ny zanakareo-vavy; koa masìna ianareo, mba omeo azy ho vadiny.