Genesis 34:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hifanambady anaka isika: Omeo anay ny zanakareo vavy, ary alao ho anareo kosa ny zanakay vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifanambady anaka isika: «Ny zanaka vavinareo homenareo ho anay; ny anay kosa halainareo ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifanaraka isika ka ny zanakareo vavy homenareo ho anay ary ny zanakay vavy kosa halainareo ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hifanambady anaka isika: omeo anay ny zanakareo vavy, ary alao ho anareo kosa ny zanakai-vavy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hifanambady anaka isika: Omeo anay ny zanakareo vavy, ary alao ho anareo kosa ny zanakay vavy.
malagasy
Ary aoka hifanambady anaka isika: omeo anay ny zanakareo vavy, ary alao ho anareo kosa ny zanakai-vavy,