Genesis 35:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao, nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa hatao hoe Israely. Dia nataony hoe Israely ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Andriamanitra taminy: «Jakôba no anaranao, nefa tsy hatao Jakôba intsony ianao, fa Israely no ho anaranao.» Dia nataony hoe Israely no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nitenany hoe: –I Jakôba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakôba intsony ianao fa hatao hoe Israely. Dia nataon’Andriamanitra hoe Israely ny anarany;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely ny anaranao; dia nataony hoe Isiraely no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao, nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa hatao hoe Israely. Dia nataony hoe Israely ny anarany.
malagasy
Ary hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely ny anaranao; dia nataony hoe Isiraely no anarany.