Genesis 35:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany izay nomeko an’i Abrahama sy Isaka dia homeko anao ary ny taranakao mandimby anao koa no homeko ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany nomeko an’i Abrahama sy i Isaaka, dia homeko anao, ary homeko ny taranakao mandimby anao izany tany izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany izay nomeko an’i Abrahama sy i Itsehàka.
Malagasy Bible 1865
ary ny tany izay nomeko an'i Abrahama sy Isaka dia homeko anao; ary ny taranakao mandimby anao koa no homeko ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany izay nomeko an’i Abrahama sy Isaka dia homeko anao ary ny taranakao mandimby anao koa no homeko ny tany.
malagasy
ary ny tany izay nomeko an'i Abrahama sy Isaka dia homeko anao; ary ny taranakao mandimby anao koa no homeko ny tany.