Genesis 35:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin’ilay toerana niresahany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra Andriamanitra niala taminy teo amin’ilay fitoerana niresahany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo amin’ny toerana izay nitenenany tamin’i Jakôba Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin'ilay niresahany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin’ilay toerana niresahany taminy.
malagasy
Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin'ilay niresahany taminy.