Genesis 35:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’ny tany izay niresahan’Andriamanitra taminy dia nataon’i Jakoba hoe Betela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony hoe: «Betela» ny anaran’ny tany niresahan’Andriamanitra taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’i Jakôba hoe «Betela» na Tranon’Andriamanitra io toerana izay nitenenan’Andriamanitra taminy io.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny tany izay niresahan'Andriamanitra taminy dia nataon'i Jakoba hoe Betela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’ny tany izay niresahan’Andriamanitra taminy dia nataon’i Jakoba hoe Betela.
malagasy
Ary ny anaran'ny tany izay niresahan'Andriamanitra taminy dia nataon'i Jakoba hoe Betela.