Genesis 35:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifindra niala tany Betela izy. Nony efa kely foana sisa tsy nahatongavany tao Efrata dia nihetsi-jaza Rahely ary saro-piterahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala teo Betela izy; ary nony mbola lavidavitra ihany vao ho tonga tao Efratà, dia teraka i Rasela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tao Betela i Jakôba sy ny ankohonany. Raha mbola lavidavitra an’i Efratà no nisy azy mianakavy, dia teraka i Rahely; nefa saro-piterahana izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nifindra niala tany Betela izy; ary nony efa kely foana no sisa tsy nahatongavany tao Efrata, dia nihetsi-jaza Rahely sady sarotiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifindra niala tany Betela izy. Nony efa kely foana sisa tsy nahatongavany tao Efrata dia nihetsi-jaza Rahely ary saro-piterahana.
malagasy
[Ny nialan'i Jakoba tany Betela, sy ny nahafatesan-dRahely tany an-dalana, ary ny anaran'ny zanakalahin'i Jakoba roa ambin'ny folo] Dia nifindra niala tany Betela izy; ary nony efa kely foana no sisa tsy nahatongavany tao Efrata, dia nihetsi-jaza Rahely sady sarotiny.