Genesis 35:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala aina Rahely satria ho faty izy dia nataony hoe Beny-Onỳ ny anaran’ny zaza; fa ny rainy kosa dia niantso azy hoe Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa hiala ny ainy, fa efa ho faty izy, dia nataony hoe i Benôni ny anarany, fa rainy kosa nanao azy hoe Benjamina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo am-pialana aina rehefa ho faty izy, dia nataony hoe Bèna-Ony na zanaky ny fahoriako ny anaran’ny zaza; fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamîna na zanaky ny tanan-kavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hiala aina (fa maty izy), dia nataony hoe Benony ny anarany; fa ny rainy kosa nanao azy hoe Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala aina Rahely satria ho faty izy dia nataony hoe Beny-Onỳ ny anaran’ny zaza; fa ny rainy kosa dia niantso azy hoe Benjamina.
malagasy
Ary rehefa hiala aina (fa maty izy), dia nataony hoe Benony ny anarany; fa ny rainy kosa nanao azy hoe Benjamina.