Genesis 35:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty Rahely ka nalevina teo amin’ny lalana mankany Efrata na Betlehema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia maty i Rasela, ka nalevina teo amin’ny lalana mankany Efrata dia Betlehema izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty i Rahely ka nalevina teo amoron-dàlana mankany Efratà, izay atao hoe Betlehema ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Dia maty Rahely ka nalevina teo amin'ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty Rahely ka nalevina teo amin’ny lalana mankany Efrata na Betlehema.
malagasy
Dia maty Rahely ka nalevina teo amin'ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany).