Genesis 35:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanorina tsangambato teo ambonin’ny fasany i Jakoba, dia ilay tsangambato izay mbola ao amin’ny fasan’i Rahely mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina tsangam-bato teo ambony fasany i Jakôba, dia ilay tsangam-baton’i Fasan-dRasela, izay mbola eo mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanorenan’i Jakôba tsangambato teo ambonin’ny fasany izay mbola antsoina mandraka androany hoe Tsangambatom-pasan’i Rahely.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nanorina tsangam-bato teo ambonin'ny fasany, dia ilay tsangam-bato ao amin'ny fasan-dRahely mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanorina tsangambato teo ambonin’ny fasany i Jakoba, dia ilay tsangambato izay mbola ao amin’ny fasan’i Rahely mandraka androany.
malagasy
Ary Jakoba nanorina tsangam-bato teo ambonin'ny fasany, dia ilay tsangam-bato ao amin'ny fasan-dRahely mandraka androany.