Genesis 35:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nifindra Israely ka nanorina ny tranolainy tany ankoatra an’i Migdala-Edera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga indray i Israely, dia niorin-day tao ambadik’i Magdala-Edera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo i Jakôba ka nanorin-day tao ambadik’i Migdala-Hedera.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr'i Migdaledera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nifindra Israely ka nanorina ny tranolainy tany ankoatra an’i Migdala-Edera.
malagasy
Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr'i Migdaledera.