Genesis 35:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby folo mirahalahy ny zanakalahin’i Jakoba. Ny zanak’i Lea dia i Robena, lahimatoan’i Jakoba, i Simeona, i Levy, i Joda, Isakara ary i Zebolona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Lià: Robena, lahimatoan’i Jakôba, Simeôna, Levi, Jodà, Isakara ary Zabolôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Reobena no lahimatoan’i Jakôba tamin’i Leà, avy eo dia i Simehôna, i Levỳ, i Joda, i Jisakara ary i Zebolòna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Jakoba dia roa ambin'ny folo mirahalahy: ny zanak'i Lea dia Robena, lahimatoan'i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby folo mirahalahy ny zanakalahin’i Jakoba. Ny zanak’i Lea dia i Robena, lahimatoan’i Jakoba, i Simeona, i Levy, i Joda, Isakara ary i Zebolona;
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Jakoba dia roa ambin'ny folo mirahalahy: ny zanak'i Lea dia Robena, lahimatoan'i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona;