Genesis 35:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’i Bila, mpanompovavin’i Rahely dia i Dana sy i Naftaly;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Balà, ankizivavin-dRasela: Dana sy Neftalì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Dana sy Naftalỳ no zanany tamin’i Bilehà mpanompovavin’i Rahely.
Malagasy Bible 1865
ary ny zanak'i Bila, ankizivavin-dRahely, kosa dia Dana sy Naftaly;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’i Bila, mpanompovavin’i Rahely dia i Dana sy i Naftaly;
malagasy
ary ny zanak'i Bila, ankizivavin-dRahely, kosa dia Dana sy Naftaly;