Genesis 35:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’i Zilpa, mpanompovavin’i Lea kosa dia i Gada sy i Asera. Ireo no zanakalahin’i Jakoba izay naterany tany Padana-Arama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Zelfah, ankizivavin’i Lià: Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin’i Jakôba, naterany tany Padan-Arama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Gada sy i Asera no zanany tamin’i Zilpà, mpanompovavin’i Leà. Ireo no zanakalahin’i Jakôba teraka tany Mezôpôtamia ambony.
Malagasy Bible 1865
ary ny zanak'i Zilpa, ankizivavin'i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin'i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’i Zilpa, mpanompovavin’i Lea kosa dia i Gada sy i Asera. Ireo no zanakalahin’i Jakoba izay naterany tany Padana-Arama.
malagasy
ary ny zanak'i Zilpa, ankizivavin'i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin'i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia.