Genesis 35:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jakoba dia nankany amin’Isaka rainy tany Mamre, any Kiriata-Arba na Hebrona, izay nivahinian’i Abrahama sy Isaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jakôba tonga tany amin’i Isaaka rainy, tany Mambre, any Kiriat- Arba; dia i Hebrôna izany, izay nitoeran’i Abrahama sy i Isaaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandeha i Jakôba nankany amin’i Itsehàka rainy tany Mamre, tao akaikin’i Kiriata-Arbà izay antsoina hoe Hebrôna ankehitriny, fa tao Mamre no nivahinian’i Abrahama sy i Itsehàka.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nankany amin'Isaka rainy tany Mamre, any Kiriat-arba (Hebrona izany), izay nivahinian'i Abrahama sy Isaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jakoba dia nankany amin’Isaka rainy tany Mamre, any Kiriata-Arba na Hebrona, izay nivahinian’i Abrahama sy Isaka.
malagasy
Ary Jakoba nankany amin'Isaka rainy tany Mamre, any Kiriat-arba (Hebrona izany), izay nivahinian'i Abrahama sy Isaka.