Genesis 35:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valopolo amby zato taona ny andro niainan’Isaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valopolo amby zato taona no andro niainan’i Isaaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nisy valopolo amby zato taona ny andron’i Itsehàka,
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'Isaka dia valo-polo amby zato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valopolo amby zato taona ny andro niainan’Isaka.
malagasy
Ary ny andro niainan'Isaka dia valo-polo amby zato taona.Dia niala aina Isaka ka maty, ary voangona any amin'ny razany, rehefa tratrantitra sady ela niainana izy; ary dia nandevina azy Esao sy Jakoba zananilahy.