Genesis 35:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala aina Isaka ka maty, ary nangonina any amin’ny razany izy rehefa tratra antitra sady ela niainana; dia nandevina azy i Esao sy i Jakoba zanany lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala aina i Isaaka, ka maty, ary nakambana tamin’ny razany; tratra antitra sy lava andro niainana izy. Niara-nandevina azy i Esao sy i Jakôba, zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no niala aina izy ka maty; ary efa tratra antitra izy vao nakambana tamin’ny razany. I Hesao sy i Jakôba zanany no nandevina azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niala aina Isaka ka maty, ary voangona any amin'ny razany, rehefa tratrantitra sady ela niainana izy; ary dia nandevina azy Esao sy Jakoba zananilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala aina Isaka ka maty, ary nangonina any amin’ny razany izy rehefa tratra antitra sady ela niainana; dia nandevina azy i Esao sy i Jakoba zanany lahy.
malagasy
Dia niala aina Isaka ka maty, ary voangona any amin'ny razany, rehefa tratrantitra sady ela niainana izy; ary dia nandevina azy Esao sy Jakoba zananilahy.