Genesis 35:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha isika hiainga ka hiakatra any Betela; hanao alitara any aho ho an’Andriamanitra izay namaly ny vavaka nataoko tamin’ny andron’ny fahoriako sy nomba ahy tamin’ny lalana izay nalehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hiainga isika hiakatra ho any Betela. Hanangana ôtely any aho, ho an’ilay Andriamanitra izay nihaino ahy tamin’ny andron’ny fahoriako, sy nomba ahy tamin’ny lalana nalehako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ndeha isika hiainga hiakatra any Betela; fa hanamboatra alitara any aho ho an’Andriamanitra Izay nihaino ahy tamin’ny androm-pahoriako sady nomba ahy tamin’izay rehetra nalehako.
Malagasy Bible 1865
ary andeha hiainga isika ka hiakatra any Betela; ary hanao alitara any aho ho an'Andriamanitra, Izay nihaino ahy tamin'ny andron'ny fahoriako ary nomba ahy tamin'ny lalana izay nalehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha isika hiainga ka hiakatra any Betela; hanao alitara any aho ho an’Andriamanitra izay namaly ny vavaka nataoko tamin’ny andron’ny fahoriako sy nomba ahy tamin’ny lalana izay nalehako.
malagasy
ary andeha hiainga isika ka hiakatra any Betela; ary hanao alitara any aho ho an'Andriamanitra, Izay nihaino ahy tamin'ny andron'ny fahoriako ary nomba ahy tamin'ny lalana izay nalehako.