Genesis 35:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ireo. Ary nisy tahotra avy amin’Andriamanitra nahazo ny tanàna manodidina azy ka tsy nisy nanenjika ny zanak’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa izy ireo; ary azon’ny tahotra mafy avy amin’Andriamanitra ny tanàna, eny amin’ny manodidina eny, ka tsy nisy nanenjika ny zanak’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa niala teo ry i Jakôba sy ny zanany, dia nampihorohoroin’Andriamanitra ireo tanàna manodidina, ka tsy nisy sahy nanarakaraka azy avy taoriana.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nandeha izy; ary nisy tahotra avy amin'Andriamanitra nahazo ny tanàna manodidina azy, ka tsy nanenjika ny zanak'i Jakoba izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ireo. Ary nisy tahotra avy amin’Andriamanitra nahazo ny tanàna manodidina azy ka tsy nisy nanenjika ny zanak’i Jakoba.
malagasy
Dia lasa nandeha izy; ary nisy tahotra avy amin'Andriamanitra nahazo ny tanàna manodidina azy, ka tsy nanenjika ny zanak'i Jakoba izy.