Genesis 35:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tany Lozy na Betela, izay any amin’ny tany Kanana, i Jakoba, dia izy sy ny olona rehetra izay nomba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jakôba sy ny olona rehetra nomba azy tonga tany Loza any amin’ny tany Kanaana, dia i Betela izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jakôba sy ireo rehetra niaraka taminy dia tonga tao Lozy, izany hoe tao Betela izay ao amin’ny tany Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba dia tonga tany Lozy (Betela izany), izay any amin'ny tany Kanana, dia izy sy ny olona rehetra izay nomba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tany Lozy na Betela, izay any amin’ny tany Kanana, i Jakoba, dia izy sy ny olona rehetra izay nomba azy.
malagasy
Ary Jakoba dia tonga tany Lozy (Betela izany), izay any amin'ny tany Kanana, dia izy sy ny olona rehetra izay nomba azy.