Genesis 35:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina alitara teo izy ka nataony hoe El-Betela no anaran’izany toerana izany satria teo no nisehoan’Andriamanitra taminy fony izy nandositra ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanorina ôtely teo izy, ka nataony hoe El-Betela ny anaran’io tany io, satria teo no nisehoan’Andriamanitra taminy, fony izy nandositra teo anoloan’ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanamboatra alitara teo izy, ka niantso an’io toerana io hoe Andriamanitr’i Betela; satria teo no nisehoan’Andriamanitra taminy fony izy nandositra ny rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanorina alitara teo izy, ka nataony hoe El-betela no anaran'izany tany izany; fa teo no nisehoan'Andriamanitra taminy, fony izy nandositra ny tavan'ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina alitara teo izy ka nataony hoe El-Betela no anaran’izany toerana izany satria teo no nisehoan’Andriamanitra taminy fony izy nandositra ny rahalahiny.
malagasy
Ary nanorina alitara teo izy, ka nataony hoe El-betela no anaran'izany tany izany; fa teo no nisehoan'Andriamanitra taminy, fony izy nandositra ny tavan'ny rahalahiny.