Genesis 35:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra niseho indray tamin’i Jakoba rehefa tonga avy tany Padana-Arama izy ka nitahy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niseho tamin’i Jakôba indray koa Andriamanitra nony tafaverina avy any Padan-Arama izy, sady nitso-drano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niverina avy tany Mezôpôtamia ambony i Jakôba, dia nisehoan’Andriamanitra indray sady notsofiny rano
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra niseho indray tamin'i Jakoba, raha tonga avy tany Mesopotamia izy, ka nitahy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra niseho indray tamin’i Jakoba rehefa tonga avy tany Padana-Arama izy ka nitahy azy.
malagasy
Ary Andriamanitra niseho indray tamin'i Jakoba, raha tonga avy tany Mesopotamia izy, ka nitahy azy.