Genesis 36:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Timna no vady tsindranon’i Elifaza, zanakalahin’i Esao; niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’i Ada, vadin’i Esao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Tamnà, vaditsindranon’i Elifaza zanak’i Esao, niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza. Ireo no zanaka lahin’i Adà, vadin’i Esao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Timnà vadikelin’i Elifaza dia niteraka an’i Hamalèka taminy koa. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Hadà vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Timna no vaditsindranon'i Elifaza, zanakalahin'i Esao; ary niteraka an'i Amaleka tamin'i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin'i Ada, vadin'i Esao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Timna no vady tsindranon’i Elifaza, zanakalahin’i Esao; niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’i Ada, vadin’i Esao.
malagasy
Ary Timna no vaditsindranon'i Elifaza, zanakalahin'i Esao; ary niteraka an'i Amaleka tamin'i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin'i Ada, vadin'i Esao.