Genesis 36:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto avy no zanakalahin’i Regoela: I Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza. Ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa no zanaka lahin-dRahoely: I Nahata, i Zara, i Samà, ary i Mezà. Ireo no zanaka lahin’i Basemata, vadin’i Esao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Rehoela dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Basemata vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin'i Basemata, vadin'i Esao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto avy no zanakalahin’i Regoela: I Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza. Ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin'i Basemata, vadin'i Esao.