Genesis 36:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no zanaka lahin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka vavin’i Sebeôna, vadin’i Esao; niteraka an’i Jehosy sy i Ihelona ary i Kôre tamin’i Esao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, zanakavavin'i Zibona, vadin'i Esao: niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin'i Esao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, zanakavavin'i Zibona, vadin'i Esao: niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin'i Esao izy.