Genesis 36:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no loham-pirenena tamin’ny taranak’i Esao: Ny zanakalahin’i Elifaza, lahimatoan’i Esao, dia i Temana, loham-pireneny, i Omara, loham-pireneny, i Zefo, loham-pireneny, i Kenaza, loham-pireneny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no loham-pirenena amin’ny zanak’i Esao: ireo zanaka lahin’i Elifaza: i Temàna loham-pirenena, i Omara loham-pirenena, i Sefao loham-pirenena, i Seneza loham-pirenena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy no filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao. Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Elifaza lahimatoan’i Hesao, dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Kenaza,
Malagasy Bible 1865
Izao no loham-pirenena tamin'ny taranak'i Esao: ny zanakalahin'i Elifaza, lahimatoan'i Esao, dia Temana loham-pireneny sy Omara loham-pireneny sy Zefo loham-pireneny sy Kenaza loham-pireneny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no loham-pirenena tamin’ny taranak’i Esao: Ny zanakalahin’i Elifaza, lahimatoan’i Esao, dia i Temana, loham-pireneny, i Omara, loham-pireneny, i Zefo, loham-pireneny, i Kenaza, loham-pireneny,
malagasy
Izao no loham-pirenena tamin'ny taranak'i Esao: ny zanakalahin'i Elifaza, lahimatoan'i Esao, dia Temana loham-pireneny sy Omara loham-pireneny sy Zefo loham-pireneny sy Kenaza loham-pireneny