Genesis 36:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kora, loham-pireneny, i Gatama, loham-pireneny ary i Amaleka, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Elifaza tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Ada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Kôre loham-pirenena, i Gathama loham-pirenena, i Amaleka loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin’i Elifaza amin’i Edôma. Zanak’i Adà ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kôra sy i Gahetama ary i Hamalèka; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Hadà.
Malagasy Bible 1865
sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin'i Elifaza tany amin'ny tany Edoma; ireo no zanak'i Ada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kora, loham-pireneny, i Gatama, loham-pireneny ary i Amaleka, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Elifaza tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Ada.
malagasy
sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin'i Elifaza tany amin'ny tany Edoma; ireo no zanak'i Ada.