Genesis 36:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao kosa no zanakalahin’i Regoela, zanak’i Esao: I Nahata, loham-pireneny, i Zera, loham-pireneny, i Sama, loham-pireneny ary i Miza, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Regoela tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Basemata, vadin’i Esao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin-dRahoely, zanak’i Esao: i Nahata loham-pirenena, i Zarà loham-pirenena, i Samà loham-pirenena, ary i Mezà loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin-dRahoely, amin’ny tanin’i Edôma. Zanak’i Basemata, vadin’i Esao, ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy filoham-pianakaviany avokoa ny zanakalahin’i Rehoela zanak’i Hesao, dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Basemata vadin’i Hesao.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Regoela, zanak'i Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin'i Regoela tany amin'ny tany Edoma; ireo no zanak'i Basemata, vadin'i Esao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao kosa no zanakalahin’i Regoela, zanak’i Esao: I Nahata, loham-pireneny, i Zera, loham-pireneny, i Sama, loham-pireneny ary i Miza, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Regoela tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Basemata, vadin’i Esao.
malagasy