Genesis 36:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no zanakalahin’i Oholibama, vadin’i Esao: I Jeosy, loham-pireneny, i Jalama, loham-pireneny, ary i Kora, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, vadin’i Esao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Oolibama, vadin’i Esao: i Jehosy loham-pirenena, i Ielona loham-pirenena, ary Kôre, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin’i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, sy vadin’i Esao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Ohôlibamà vadin’i Hesao, dia i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà; izy telo lahy kosa dia avy tamin’i Ohôlibamà izay zanakavavin’i Hanà sy vadin’i Hesao.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, vadin'i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, vadin'i Esao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, vadin'i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, vadin'i Esao.