Genesis 36:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,
Malagasy Bible 1865
Esao naka vady tamin'ny zanakavavin'ny Kananita, dia Ada, zanak'i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak'i Ana, zanakavavin'i Zibona Hivita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,
malagasy
Esao naka vady tamin'ny zanakavavin'ny Kananita, dia Ada, zanak'i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak'i Ana, zanakavavin'i Zibona Hivita,