Genesis 36:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto avy no zanakalahin’i Seìra horita, izay nonina tany: I Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa no zanaka lahin’i Seira Hôreanina, izay efa nonina teo amin’ny tany rahateo: i Laotàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Disona, i Eserà ary i Disàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponina taloha tao amin’ny faritr’i Edôma dia ireo taranak’i Sehira ilay Hôrita. Ny zanakalahin’i Sehîra dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Seïra Horita, izay nonina tany amin'ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto avy no zanakalahin’i Seìra horita, izay nonina tany: I Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana,
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Seïra Horita, izay nonina tany amin'ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana