Genesis 36:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Disona, i Ezera ary i Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny taranak’i Seìra, tany amin’ny tany Edoma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no loham-pirenena amin’ny Hôreanina, zanaka lahin’i Seirà, tamin’ny tanin’i Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Disôna sy i Etsera ary i Disàna. Ireo no filoham-pianakaviana hôrita, tao amin’ny faritr’i Edôma.
Malagasy Bible 1865
sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny taranak'i Seïra, tany amin'ny tany Edoma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Disona, i Ezera ary i Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny taranak’i Seìra, tany amin’ny tany Edoma.
malagasy
sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny taranak'i Seïra, tany amin'ny tany Edoma.