Genesis 36:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no zanakalahin’i Zibona: I Aia sy i Ana. Izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-tany efitra, raha niandry ny borikin’i Zibona rainy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanaka lahin’i Sebeôna: i Ajà sy i Anà. Io Anà io no nahita ny loharano mafana tany an’efitra, raha niandry ny ampondran’i Sebeôna rainy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no zanakalahin’i Tsibehôna: i Aià sy i Hanà; ity Hanà ity no nahita rano tany an-taniefitra, fony izy niandry ny borikin’i Tsibehôna rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin'i Zibona rainy izy).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no zanakalahin’i Zibona: I Aia sy i Ana. Izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-tany efitra, raha niandry ny borikin’i Zibona rainy izy.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin'i Zibona rainy izy).