Genesis 36:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanaka lahin’i Disona: i Hamdàna, i Esebàna, i Jetrama ary i Karàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no zanakalahin’i Disôna: i Hemdàna sy i Esbàna ary Jitràna sy i Keràna.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana.