Genesis 36:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no loham-pirenena amin’ny Hôreanina: i Laotàna loham-pirenena, i Sobala loham-pirenena, i Sebeôna loham-pirenena, i Anà loham-pirenena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy no filoham-pianakavian’ny Hôrita: i Lôtana sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no loham-pirenena tamin'ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny,
malagasy
Ary izao no loham-pirenena tamin'ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny