Genesis 36:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Disona, loham-pireneny, i Ezera, loham-pireneny ary i Disana, loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin’ny tany Seìra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Disona loham-pirenena, i Esera loham-pirenena, i Disana loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Hôreanina izay samy loham-pirenena any amin’ny tanin’i Seirà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Disôna sy i Etsera, ary i Disàna. Ireo no filoham-pianakavian’ny Hôrita araka ny isan-tarika avy, tao amin’ny tany Sehira.
Malagasy Bible 1865
sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin'ny tany Seïra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Disona, loham-pireneny, i Ezera, loham-pireneny ary i Disana, loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin’ny tany Seìra.
malagasy
sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin'ny tany Seïra.