Genesis 36:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjaka tany Edoma i Bela, zanak’i Beora, ka Dinaba no anaran’ny tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Bela, zanak’i Beôra, nanjaka tany Edoma, ary ny anaran’ny tanànany dia atao hoe Denaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanjaka tao Edôma i Bela zanakalahin’i Behôra, avy ao amin’ny tanànan’i Dinehaba.
Malagasy Bible 1865
Nanjaka tany Edoma Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjaka tany Edoma i Bela, zanak’i Beora, ka Dinaba no anaran’ny tanànany.
malagasy
Nanjaka tany Edoma Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany.