Genesis 36:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa maty i Jobaba dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy tamin’ny tanin’ny Temanita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Jôbaba, dia Hosama, avy amin’ny tanin’ny Temanita, no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy ao amin’ny faritanin’ny Temanita.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin'ny tanin'ny Temanita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa maty i Jobaba dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy tamin’ny tanin’ny Temanita.
malagasy
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin'ny tanin'ny Temanita.