Genesis 36:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maty i Samla, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ny ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Semlà, ary i Saola avy any Rohôbôta, amin’ny ony, no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny ony Eofrata.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron'ny Ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maty i Samla, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ny ony.
malagasy
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron'ny Ony.