Genesis 36:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maty i Baala-Hanana, zanak’i Akbora, dia nanjaka nandimby azy i Hadara. Pao no anaran’ny tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’i Matireda, zanakavavin’i Me-Zahaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Balanàna, zanak’i Akora, dia nanjaka nandimby azy i Hadara, ka ny anaran’ny tanànany dia Faho ary ny anaran’ny vadiny dia Meetabela, zanaka vavin’i Matreda, zanaka vavin’i Mezaaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadara avy ao an-tanànan’i Pahò; ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabeela, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Bala-hanana, zanak'i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maty i Baala-Hanana, zanak’i Akbora, dia nanjaka nandimby azy i Hadara. Pao no anaran’ny tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’i Matireda, zanakavavin’i Me-Zahaba.
malagasy
Ary maty Bala-hanana, zanak'i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.