Genesis 36:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no anaran’ny loham-pirenena tamin’ny taranak’i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: i Timna, loham-pirenena, i Alva, loham-pirenena, i Jeteta, loham-pirenena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny loham-pirenena amin’ny taranak’i Esao, araka ny fokony sy ny faritaniny ary ny anarany avy: Tammà loham-pirenena, Alvà loham-pirenena, Jetela loham-pirenena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no anaran’ireo filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao, araka ny isan-tarika sy ny toerany avy:
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny loham-pirenena tamin'ny taranak'i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no anaran’ny loham-pirenena tamin’ny taranak’i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: i Timna, loham-pirenena, i Alva, loham-pirenena, i Jeteta, loham-pirenena,
malagasy
Ary izao no anaran'ny loham-pirenena tamin'ny taranak'i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny