Genesis 36:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Magdiela, loham-pirenena ary Irama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany tany amin’ny taniny avy. Izany ary no Esao, razamben’ny Edomita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Magdiela loham-pirenena, Hirama loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena amin’i Edôma, araka ny fonenany, any amin’ny tany onenany avy. Izany no Esao, rain’i Edôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita.
Malagasy Bible 1865
sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin'ny taniny avy. Izany no Esao, rain'ny Edomita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Magdiela, loham-pirenena ary Irama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany tany amin’ny taniny avy. Izany ary no Esao, razamben’ny Edomita.
malagasy
sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin'ny taniny avy. Izany no Esao, rain'ny Edomita.