Genesis 36:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Oholibama dia niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora. Ireo no zanak’i Esao izay naterany tany amin’ny tany Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny naterak’i Oolibama dia i Jehosy sy i Ihelôna ary i Kôre. Ireo no zanaka lahin’i Esao naterany tany amin’ny tany Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Ohôlibamà kosa niteraka an’i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà. Ireo no zanakalahy naterak’i Hesao tao amin’ny tany Kanahàna.
Malagasy Bible 1865
ary Oholibama niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak'i Esao, izay naterany tany amin'ny tany Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Oholibama dia niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora. Ireo no zanak’i Esao izay naterany tany amin’ny tany Kanana.
malagasy
ary Oholibama niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak'i Esao, izay naterany tany amin'ny tany Kanana.