Genesis 36:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nonina tany an-tendrombohitra Seìra i Esao na Edoma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tany an-tendrombohitra Seira i Esao no nonina. I Esao dia Edôma ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nipetrahan’i Hesao na i Edôma tany an-tendrombohitra Sehira.
Malagasy Bible 1865
Koa nonina tany an-tendrombohitra Seira Esao. (Edoma izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nonina tany an-tendrombohitra Seìra i Esao na Edoma.
malagasy
Koa nonina tany an-tendrombohitra Seira Esao. (Edoma izany).