Genesis 37:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nonina tany amin’ny tany nivahinian’ny rainy i Jakoba, tany amin’ny tany Kanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jakôba niorim-ponenana teo amin’ny tany nitoeran-drainy any amin’ny Kanaana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka tao amin’ny tany Kanahàna i Jakôba, dia tao amin’ny faritany nivahinian-drainy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nonina tany amin'ny tany fivahinian'ny rainy, dia tany amin'ny tany Kanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nonina tany amin’ny tany nivahinian’ny rainy i Jakoba, tany amin’ny tany Kanana.
malagasy
[Ny nankahalan'ny rahalahin'i Josefa azy, sy ny nivarotany azy ho andevo] Ary Jakoba nonina tany amin'ny tany fivahinian'ny rainy, dia tany amin'ny tany Kanana.