Genesis 37:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy Israely tamin’i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia ianao hirahiko hankany amin’izy ireo. Dia hoy ny navaliny: Inty aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Israely tamin’i Josefa: «Moa tsy miandry ny biby fiompy any Sikema va ny rahalahinao? Ka avia ianao hirahiko ho any amin’izy ireo.» Dia hoy ny navaliny: «Inty aho»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jakôba tamin’i Jôsefa: –Moa tsy miandry ondry any akaikin’i Sekema ve ireo rahalahinao? Koa andeha àry ianao hirahiko ho any aminy. Dia hoy ny navaliny azy: –Inty aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia mba hirahiko hankany aminy ianao. Ary hoy izy taminy: Inty Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy Israely tamin’i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia ianao hirahiko hankany amin’izy ireo. Dia hoy ny navaliny: Inty aho!
malagasy
Ary hoy Isiraely tamin'i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia mba hirahiko hankany aminy ianao. Ary hoy izy taminy: Inty Aho.