Genesis 38:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany i Joda dia nidina niala teo amin’ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy adolamita iray, izay nantsoina hoe Hirà.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, niala teo amin’ireo rahalahiny i Jodà, dia nidina ka tonga tany amin’ny lehilahy anankiray tao Odolama atao hoe Hirà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany dia niala teo amin’ny rahalahiny i Joda ka nidina tany Hadolama, ho any amin’ny lehilahy atao hoe Hirà.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin'ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy Adolamita anankiray. Hira no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany i Joda dia nidina niala teo amin’ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy adolamita iray, izay nantsoina hoe Hirà.
malagasy
[Ny fanambadian'i Joda, sy ny zanany naterany, ary ny nijangajangany tamin'i Tamara] Ary tamin'izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin'ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy Adolamita anankiray. Hira no anarany.