Genesis 38:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ela, maty ny vadin’i Joda, dia ilay zanakavavin’i Soa. Rehefa nionona ny alahelon’i Joda dia niakatra tany amin’ny mpanety ondriny tany Timna izy sy i Hirà adolamita sakaizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ela dia maty ilay zanakavavin’i Soe, vadin’i Jodà. Ary rehefa afa-tsaona i Jodà, dia niakatra tany amin’ireo nanety ny ondriny, any Tamnà, izy sy i Hirà, Odolamita sakaizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony afaka elaela, dia maty ihany koa ny vadin’i Joda izany hoe ilay zanakavavin’i Sohà. Ary rehefa afa-tsaona i Joda, dia niakatra ho any Timnà niaraka tamin’i Hirà izay Hadolamita sakaizany mba hijery ireo mpanety ny ondriny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ela, dia maty ny vadin'i Joda, dia ilay zanakavavin'i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon'i Joda, dia niakatra tany amin'ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ela, maty ny vadin’i Joda, dia ilay zanakavavin’i Soa. Rehefa nionona ny alahelon’i Joda dia niakatra tany amin’ny mpanety ondriny tany Timna izy sy i Hirà adolamita sakaizany.
malagasy
Ary rehefa ela, dia maty ny vadin'i Joda, dia ilay zanakavavin'i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon'i Joda, dia niakatra tany amin'ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany.