Genesis 38:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy nanambara tamin’i Tamara hoe: Indro, miakatra ho any Timna hanety ny ondriny ny rafozanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy nilaza izany tamin’i Tamara nanao hoe: «Indro ny rafozanao miakatra any Tamnà hanety ny ondriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Tamara fa nankany Timnà ny rafozany mba hanety ny ondriny,
Malagasy Bible 1865
Dia nisy nanambara tamin'i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy nanambara tamin’i Tamara hoe: Indro, miakatra ho any Timna hanety ny ondriny ny rafozanao.
malagasy
Dia nisy nanambara tamin'i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny.