Genesis 38:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitan’i Joda i Tamara ka nataony fa vehivavy janga satria nanarona ny tavany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita azy i Jodà, dia nataony ho vehivavy janga izy, fa nisaron-doha;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’i Joda i Tamara ka noheveriny ho mpivarotena, satria nanaron-tava ravehivavy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'i Joda izy ka nataony fa vehivavy janga, satria efa nanarona ny tavany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitan’i Joda i Tamara ka nataony fa vehivavy janga satria nanarona ny tavany izy.
malagasy
Ary hitan'i Joda izy ka nataony fa vehivavy janga, satria efa nanarona ny tavany izy.